Mila Namana
Thiera Bruno
4:28Izay tapa-kevitra nandeha Maro no tafita Sady nahazo zava-tsoa Ny masoko no nahita Fa izay nifidy hijanona kosa Valala mpiandry fasana Ireo olona izay osaosa dia efa lasana Fa izaho izany e Dia efaela no tapa-kevitra Fa miandry anao aho Fa any ho any Mbola misy ny azo antenaina Ho lovantsika Ka tianao va ny hiaraka amin'ahy Ka tianao va ny hiaraka amin'ahy Ka tianao va ny hiaraka amin'ahy Malaky ary moa, ooooh Ka tianao va ny hiaraka amin'ahy Ka tianao va ny hiaraka amin'ahy Ka tianao va ny hiaraka amin'ahy Malaky ary moa Izay tapa-kevitra ny nody Tsy sakalava diso Fa nahalala fanafody Mitsinjo ny ampitso Fa izay nifidy hijanona kosa Tsy tonga tany Ny adidy no miavosa Ny aina lany Fa izaho izany e Dia efa ela no tapa-kevitra Fa miandry anao aho Fa any ho any Mbola misy ny azo antenaina Ho lovantsika Ka tianao va ny hiaraka amin'ahy Ka tianao va ny hiaraka amin'ahy Ka tianao va ny hiaraka amin'ahy Malaky ary moa, ooooh Ka tianao va ny hiaraka amin'ahy Ka tianao va ny hiaraka amin'ahy Ka tianao va ny hiaraka amin'ahy Malaky ary moa Ka tianao va ny hiaraka amin'ahy Ka tianao va ny hiaraka amin'ahy Ka tianao va ny hiaraka amin'ahy Malaky ary moa, ooooh Ka tianao va ny hiaraka amin'ahy Ka tianao va ny hiaraka amin'ahy Ka tianao va ny hiaraka amin'ahy Malaky ary moa